Entry |
mitarozaka
(tarozaka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mihantona miraviravy, mikiraviravy, mirazorazo, mikirazorazo: Tapaho any io tady mitarozaka eo amin' ny lavarangana io Maharitra ela toa tsy misy farany: Tapaho haingana izay hevitrao fa mitarozaka izany resaka izany [1.1]
|
Explanations in English | To hang down, to hangout [1.2]
|
Explanations in French | être long, fluet et pendant, pendiller être redit sans cesse, durer longtemps [1.3]
|
Morphology |
Present : |
mitarozaka |
Past : |
nitarozaka |
Future : |
hitarozaka |
|
Other spellings |
|