|
|
|
|

Entry1  mitebiteby
Root  2  tebiteby
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manahy sady matahotra no mitaitay, mihavatravatra: Voalaza fa manatona ny rivodoza: nitebiteby daholo ny iray tanàna
5  Be ahiahy, very hevitra: Tsy tokony hitebiteby ianao raha tsy nanao ratsy tsinona [1.1]
Explanations in English  6  to be apprehensive, to tremble with foreboding [1.7]
Explanations in French  7  se troubler, trembler d'inquiétude [1.8]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Updated on 2023/01/20