Entry | 1 mitefoka |
Root | 2 tefoka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mipoaka (toy ny fipoakan' ny basy): Nitefoka ny basy ka taitra ny ankizy Mirefotra: Nitefoka ilay rantsankazo voahitsany ka taitra izy |
Explanations in English |
5 [1.7] to pop, to crackle, to explode |
Explanations in French |
6 [1.8] craquer, péter comme un coup de fusil; exploser |
Morphology |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word mitefoka |
Anagrams | 11 fitemoka, mifetoka, mitefoka |
Updated on 2023/01/20 |