|
|
|
|

Entry1  mitevy
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Tambahoaka, Taisaka, Bara, Sihanaka] mikapa hazo
4  [1.78] [Tanala] mikapa hazo (ala na longoza): Zañahary tsy hoñome taona folak'antsy mitevy longoza
5  [1.1] Mikapa sy mandoro ala mba hambolena; manao tavy: Mitevy ala
Root  6  tevy
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Derivatives 
11  Names :
Proverbs  12  Proverbs containing the word mitevy

Updated on 2025/01/21