|
|
|
|

Entry1  mitezitra
Root  2  tezitra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mampiseho tsy fahafaliana amin' ny olona iray ka hetsehim-po hamely azy; mandevilevy: Nitezitra an-jandriny izy. / Mitezera fa aza manota [1.1]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Updated on 2023/01/05