Entry | 1 mitobaka |
Root | 2 tobaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mitopy ka tonga mihoa-pefy: Nitobaka ny rano tao anaty siny fa nihazakazaka i Vao 5 [1.13] mihoatra ny tokony ho izy |
Explanations in French |
6 [1.13] déborder |
Morphology |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word mitobaka |
Anagrams | 11 atambiko, ikotabam, kotabaim, mikotaba, mitaboka, mitobaka |
Updated on 2023/01/20 |