|
|
|
|

Entry1  mitofendro
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Miketrona, mifararemotra toy ny hitomany: Nitofendro aoka izany ny endriny ka tsy sahy nijery azy aho
Root  4  tofendro
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :

Updated on 2024/12/11