|
|
|
|

Entry (1/2)1  mitoky
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] mametraka fanantenana: Tsy hitoky amin' olona mpamitaka toa anao na oviana na oviana aho
miankina, miantehitra: Aza mitoky amin' ny fahaizan' ny tena
Explanations in French  4  [1.3] avoir confiance ne, se confier à, compter sur: Aza mitoky amin' io lehilahy io (N'ayez pas confiance en cet homme, défiez-vous de cet homme) ~ Aza mitoky amin' ny haren' ny tany (Ne comptez pas sur les richesses de ce monde)
Examples  5  [2.48] Ary mbola mitoky ny sampy ny olona monina any;
Root  6  toky
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Entry (2/2)11  mitoky
Part of speech  12  active verb
Explanations in Malagasy  13  [1.78] [Tambahoaka] maminany (ombiasa)
14  [1.1] Mamosavy, mamorika
Explanations in French  15  [1.3] ensorceler
Root  16  toky
Morphology 
17  Present :
18  Past :
19  Future :
20  Imperative :

Anagrams  21  kômitỳ, komity, mikito, mitoky

Updated on 2025/04/13