|
|
|
|

Entry (1/2)1  mitola
Root  2  tola
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Tofoka
Miraika kely, mirona, mihilana
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :

Entry (2/2)8  mitola
Part of speech  9  active verb
Explanations in Malagasy  10  [1.78] [Taisaka] mianjera (hazo, trano)
11  [1.78] [Tanala] mianjera, milatsaka: Atofay tsara ñy jaja tsy ihira eo fa mitola añe io akondro io (tandremo ny ankizy tsy hilalao eo fa milatsaka any io akondro io)

Anagrams  12  itolam, lamoty, matilo, mitola

Updated on 2025/01/21