|
|
|
|

Entry1  mitombaitra
Root  2  tombaitra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Sandra fahavoazana lehibe noho ny antony madinika tsy nampoizina: Nitombaitra Rakoto fa nibolisatra tamin' ny hoditr' akondro dia nianjera ary tapaka ny tongony
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :

Updated on 2024/12/11