|
|
|
|

Entry1  mitombina
Root  2  tombina
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mipetraka (olona na biby ihany): Tsy afaka mitombina izy fa misy vay lahy kely ao amin' ny fipetrahany ao
5  Tsara fototra: Mitombina tsara ity tranonao ity izany
6  Mipetraka milamina tsy manana ahiahy: Mitombina tsara amin' ny fokontany vao nifindrany izy
7  Misy antony, misy fototra tsara: Tsy mitombina velively izany ahiahinao izany [1.1]
8  tsara fototra ka marin-toerana [1.13]
Explanations in French  9  stable [1.13]
Examples  10  Ramanambeloma mivady kosa no mitombina sy mandry ilika manoloana izany rehetra izany. [2.470]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Compound words 

Updated on 2023/01/20