Entry | mitonantonana (tonantonana) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Mivezivezy foana tsy misy antony, tonga fotsiny tsy misy zavatra hatao: Ity izaho nitonantonana tany, nefa ry zalahy taty nigalabina aoka izany! [1.1] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Proverbs | Proverbs containing the word mitonantonana | ||||||
Anagrams | miontanontana, mitanontanona, mitonantonana |
Updated on 2023/01/05 |