Entry |
mitondraka
(tondraka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mahazo rano haniriany tsara: Tsy mbola nitondraka lahy ity voninkazo itỳ! Mihoa-pefy: Nitondraka ny rano fa be loatra ny orana (biby) Manaram-po miraoka ahitra amin' ny volin' olona: Tsy manaiky aho fa omby dimy no nentin' i Lita nitondraka teny an-tanimboliko [1.1]
|
Explanations in French | Déborder, se répandre Paître dans les plantations d'autrui, se dit des animaux [1.3]
|
Morphology |
Present : |
mitondraka |
Past : |
nitondraka |
Future : |
hitondraka |
|
Proverbs |
|