Entry | 1 mitontohitra |
Root | 2 tontohitra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mitohy, misesy tsy mitsahatra: Mitontohitra ny asanareo eto izany! 5 Mifandimby tsy an-kijanona: Rehefa tsena ny andro, mitontohitra ny olona miditra ao an-tsena [1.1] |
Explanations in French |
6 Continuer régulièrement, se succéder, arriver sans cesse: Mitontohitra ny asantsika (Notre travail continue tous les jours) ~ Mitontohitra ny olona mankany an-tsena (Les gens qui vont au marché se succèdent sans cesse) [1.3#729] |
Examples |
7 Tamin' ny taon-jato faha-13 dia nisy Eoropeana natao hoe Mareo Polo niverina avy any Shina nilaza fa misy volamena sy landy mitontohitra any Atsinanana any. [2.113#] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |