Entry |
mitopy
(topy)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | (maso) Miantefa mijery kely miserana: Nitopy tany amiko ny masony ka menatra aho [1.1]
|
Explanations in English | To direct the eyes at something [1.7]
|
Explanations in French | être dirigé sur quelque chose (se dit des yeux) [1.8]
|
Examples | Nony nitopy lavidavitra ny masony, olona telo mianaka no tazany amin' ny lalan-tokana mandalo ny tanànany.
[2.470]
|
Morphology |
Present : |
mitopy |
Past : |
nitopy |
Future : |
hitopy |
Imperative : |
mitopaza |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|