Entry | 1 mitosaka |
Root | 2 tosaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mitobaka betsaka indray mandeha: Nitosaka ny rora avy tao am-bavany 5 Miditra tampoka betsaka: Nitosaka ny mpianatra niditra tao an' efitrano 6 Tapaka, vaky [1.1] |
Morphology |
|
Anagrams | 11 kamaitso, kimaotsa, masôkita, matokisa, matsioka, mitosaka, mitsakoa, mitsaoka, mitsoaka |
Updated on 2023/01/20 |