Entry 1/2 |
mitosy
(tosy)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mikasika (amin' ny lalao kanety) [1.1]
|
Vocabulary |
Morphology |
Present : |
mitosy |
Past : |
nitosy |
Future : |
hitosy |
Imperative : |
mitosia |
|
|
Entry 2/2 |
mitosy
(tosy)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manao fihetsehana miangolangola mba hanehoam-pitiavana na hierenam-pitia amin' ny olona ifampiresahana: Mitositosy amin-dreniny erỳ io zaza io [1.1]
|
Morphology |
Present : |
mitosy |
Past : |
nitosy |
Future : |
hitosy |
Imperative : |
mitosia |
|
|