Entry | 1 mitotototo |
Root | 2 totototo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mivezivezy manao dia maika etsỳ sy eroa tsy misy vokany toy inona; miraparapa, mipapapapa, miapanapana: Nitotototo hatraiza hatraiza izy, nefa tsy nahazo ohatrinona akory Miroahana, miahiahy be: Mitotototo be ihany ny saiko |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word mitotototo |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |