|
|
|
|

Entry1  mitovy lenta
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] tsy misy avo sy iva toy ny fandrin-drano
Elementary words  4  mitovy, lenta
Synonyms  5  mitovy rano, mitovy tantana

Updated on 2024/12/10