Entry | 1 mitsahatra |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mijanona, miato: Handeha amin' izay izahay fa efa mitsahatra ny orana Tsy manao... intsony: Raha vao nitsaha-niteny izy dia nirefodrefotra ny tehaka Miala sasatra, maka aina: Sasatraizy ka nitsahatra teo ambody hazo. |
Explanations in French |
4 [1.3] Cesser, s’arrêter, se reposer figuré: se retirer sans rien obtenir |
Examples |
5 [2.117] Baikoina hijanona izy dia mitsahatra. 6 [2.558] Voangory voapaika, ka mitsaha-misamonona. 7 [2.470] hoy indray ity zazalahy tsy mitsahatra mitazana any ivelany. |
Root | 8 tsahatra |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 19 Proverbs containing the word mitsahatra |
Anagrams | 20 mahatsitra, mitsahatra |
Updated on 2025/03/22 |
![]() |