|
|
|
|

Entry (1/3)1  mitsaika
Root  2  tsaika
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manatona moramora tsy re, toy ny fanaon' ny mpihaza na mpangalatra: Nitsaika ilay mpihaza no nahazoany ilay tsipoy
Mangalatra mangingina tsy misy mahita: Nisy nitsaika ny satroko nihantona teto
Enti-milaza ny zaza vao torontoronina ao an-kibon-dreniny: Zaza vao mitsaika io mampandoandoa anao io
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Proverbs  9  Proverbs containing the word mitsaika

Entry (2/3)10  mitsaika
Root  11  tsaika
Part of speech  12  active verb
Explanations in Malagasy  13  [1.1] Mifantina ny voam-bary tsara

Entry (3/3)14  mitsaika
Part of speech  15  adjective
Explanations in Malagasy  16  [1.13] mitoe-jaza
Explanations in French  17  [1.13] fécondée

Anagrams  18 

Updated on 2025/01/21