Entry | mitsaitsaika (tsaitsaika) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mandeha mora dia mora, mamindra tsy re amin' ny loha tongotra: Aoka ianao hitsaitsaika fa sao dia manaitra zaza matory. Ny teny hoe: Mitsaitsaika dia fampiasa koa rehefa mihataka avy mamangy fahoriana olona: Ilaozanay hitsaitsaika ianareo, tompoko. (Raha mamangy an-kasoavana kosa, ny mifanohitra amin' ny Mitsaitsaika no ampiasaina, dia ny hoe: Mingodongodona) [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word mitsaitsaika | ||||||||
Anagrams | mitsaitsaika, mitsiatsiaka |
Updated on 2023/01/05 |