Entry | 1 mitsako dilana |
Elementary words | 2 mitsako, dilana |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 manao fihetsehan' ny vava toa mitsako nefa tsy mihinana na inona na inona, tsy misy inona tsakoina; tsy misy hotsakoina fa ny dilana amin' ny vazana no tsakoina; ao anatin' ny fahoriana, ny fahasahiranana [1.1] |
Synonyms | 5 mitsapodilana |
Updated on 2023/04/16 |