Entry | mitsaoka (tsaoka) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Miondrika no sady mananty tanana ho mari-panajana, raha miarahaba na manao veloma olona hajaina: Vao tonga izy dia nitsaoka ny ray sy ny reniny Maneho fanajana fatratra amin' ny fankatoavana ho Tompo Andriamanitra nahary tongotra aman-tanana: Raha vao tonga ireo Majy telo lahy, dia nitsaoka ilay Zazakely tao anaty tranon' omby [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word mitsaoka | ||||||||
Anagrams | kamaitso, kimaotsa, masôkita, matokisa, matsioka, mitosaka, mitsakoa, mitsaoka, mitsoaka |
Updated on 2023/01/20 |