Entry | 1 mitsapaka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Miditra tsara ao anaty..., mitsopaka: Mitsapaha amin' ny lohatondroko ity fanosehana ity Miditra, mitsofoka: Eto ny ranomasina no mitsapaka anatin' ny tany Mianjera, milentika: Nirohotra hamonjy ilay omby nitsapaka tao anaty rano ny fokonolona Misisika: Nitsapaka tao afovoan' ny ankizy izy |
Root | 4 tsapaka |
Morphology |
|
Anagrams | 9 atampisak, mitsapaka, tampisaka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |