|
|
|
|

Entry1  mitsapatsapaka
Root  2  tsapatsapaka
Part of speech  3  active verb
Allegation  4  Toa tsy hainy ary halany ny mitsapatsapaka foana: satria toa tsy ampy fanahy ny toa izany. [2.296#]
Examples  5  Toa tsy hainy ary halany ny mitsapatsapaka foana: satria toa tsy ampy fanahy ny toa izany. [2.296#]
6  Ny fiakarana mideza, avo sy manoatra lavitra noho ny miakatra amin' ny toerana sasany, noho ireo vatolampy sy vato mitsivalambalana eny amin'ny làlana, ny làlana mitsapatsapaka sy mitontongatongana ary feno hadiha. [2.588#]

Updated on 2024/12/11