Entry | 1 mitsaraingona |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Misalovana namisosoka eo anoloan' olona: Mikisaha kely ianao fa aza mitsaraingona eo anoloan' io olona tokony ho raibenao io Mitsabaka amin' ny raharahan' olona Manapaka tenin' olona, mitsatsaingoka: Tsy menatra akory izy nitsaraingona, pietà ny mpampianatra azy mbola miteny |
Root | 4 tsaraingona |
Morphology |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word mitsaraingona |
Anagrams | 10 itsaraingonam, mitsaraingona |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |