|
|
|
|

Entry1  mitselaka
Root  2  tselaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mirehitra: Mora mitselaka ity hazo ity
Mamirapiratra, manjelanjelatra: Mitselaka ny sabatra eny anatin'ny laharan'ny miaramila
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
Proverbs  8  Proverbs containing the word mitselaka

Anagrams  9 

Updated on 2025/01/21