|
|
|
|

Entry (1/2)1  mitsika
Root  2  tsika
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Enti-milaza rano mivoaka tsikelikely avy amin-javatra iray ka maninteraka io zavatra io: Avy nitsika tamin' ny vato ity rano eto amintsika ity
5  Manamika: Ny anolanana ny lamba avy nosasana diamba hahazoan' ny rano mitsika tsara [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
Compound words 

Entry (2/2)11  mitsika
Part of speech  12  active verb
Explanations in Malagasy  13  mifosa [Tambahoaka] [1.78]

Anagrams  14  atsikim, matsiky, mikatsy, mitsaky, mitsika, tsamiky

Updated on 2023/10/04