Entry | 1 mitsilailay |
Root | 2 tsilailay |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandry mivadibadika, mitsimbadimbadika, mitsinkasinkasina: Mitsilailay ao anaty mololo ny ankizy 5 Manao zavatra tsy rototra fa mitaredretra, mitsiredareda, mitavozavoza: Mitsilailay mihitsy ity zaza ity raha manao zavatra [1.1] |
Explanations in French |
6 se rouler: Mitsilailay mandrakariva ao anatin' ny vovoka io zazalahy io (Ce garçon se roule continuellement dans la poussière) 7 lambiner: Aza mitsilailay raha manao zavatra (Ne lambinez pas quand vous travaillez) [1.3] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/05 |