Entry | 1 mitsilotsilo |
Root | 2 tsilotsilo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Sady lava no marani-doha: Mitsilotsilo tranon-dakolosy irỳ [1.1] |
Explanations in French |
5 être épineux, garni d'épines comme les ronces [1.196] |
Examples |
6 mitsilotsilo be ihany ny volombavan' Ingahy izatsy, tsy niharatra hadimiana. [2.470] 7 Mangata-defona aho, izay lefona mitsilotsilo indrindra hamonoako tena eto anatrehanao. [2.298#74] |
Morphology |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word mitsilotsilo |
Updated on 2023/01/20 |