Entry | 1 mitsimbadika |
Root | 2 tsimbadika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mihodina dia mikodia: Notsofin' ny rivotra ka nitsimbadika ilay vatan-kazo. / Nitsimbadika teo am-pandriana ilay zaza 5 Mihohoka, mivadika ambony ambany: Nitsimbadika ny siny 6 Mivadibadika, miova tanteraka: Nitsimbadika ny toe-javatra ka ny mpitondra omaly nanjary nenjehina ny ampitso [1.1] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Updated on 2023/01/05 |