|
|
|
|

Entry1  mitsimoka
Root  2  tsimoka
Part of speech  3  active verb
Vocabulary  4  Botany: (in general)
Explanations in Malagasy  5  Maniry tsimoka: Mitsimoka daholo ny hazo fa lohataona tokoa ny andro
6  Vaky vazana: Mitsimoka sahady ny tsaramaso namboleko herinandro [1.1]
7  mitsiry [1.13]
Explanations in French  8  bourgeonner, germer [1.13]
Examples  9  Rahefa vonto rano andro vitsivitsy ny akotry ka manomboka mitsimoka, izay vao aparitaka: [2.472]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
Proverbs  13  Proverbs containing the word mitsimoka

Updated on 2023/01/20