Entry | 1 mitsingatotra |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Potraka ka miainga ny ilany vao mianjera; lavo ka mitsingadina mankany an-damosina ny fidabony: Natosiky ny namany Ibalita ka nitsingatotra |
Root | 4 tsingatotra |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |