Entry | 1 mitsingidina |
Root | 2 tsingidina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mikodiadia: Nitsingidina ny zazakely ka naratra mafy tokoa 5 Mitsilailay, mitsinkasina: Nitsingidina teo amin' ny mololo ireto ankizy ireto ka maso daholo ny tenany rehetra 6 Mandry amin' ny tany tsy misy kidoro na tsihy na lafika: Andeha hividianana kidoro ny vahiny fa tsy azo atao mihitsy ny hamela azy hitsingidina amin' izao fotsiny [1.1] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/05 |