|
|
|
|

Entry1  mitsingilahila
Root  2  tsingilahila
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mirona, mirondrona, mivembena: Mitsingilahila ity andry ity ka atahorako hianjera
5  Mitsingilahila lava ny toeran' ny mpanao politika ka tsy mba tiako
6  Misalasala, miroahana, miahanahana: Mitsingilahila mihitsy aho amin' ny hividianako ity trano ity [1.1]
7  tsy marim-pototra [1.13]
Explanations in French  8  instable, en déséquilibre [1.13]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :

Updated on 2023/01/20