Entry | 1 mitsingoloka |
Root | 2 tsingoloka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mirona ka ny loha no atao ambany ary ny tena sisa rehetra atao ambony: Nitsingoloka teo an-davarangana izy ka nianjera Mifotitra, mivadika ambony ambany, mitotongana: Hita mitsingoloka izay rehetra jerena amin' io masolasitra io Mitady hanambaka an-kafetsena: Aza mitsingoloka olona fa tsy tsara mihitsy Mila vaniny amin' ny zavatra faran' izay madinika hamelezana ny hafa: Loza mihitsy raha hitsingoloka Rangahy ity 5 [1.13] mivadika ka ny loha no ambany mila vaniny |
Explanations in French |
6 [1.13] culbuter, inverser pinailler |
Morphology |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word mitsingoloka |
Updated on 2024/12/11 |