Entry | 1 mitsipaka |
Root | 2 tsipaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandaka, manosika amin' ny tongotra: Aza avela hitsipaka ny vilia ny zazakely 5 Manohitra, mandà: Telo no nankatò ilay tolo-kevitra fa dimy kosa nitsipaka 6 Maty, dangy terỳ: Voan' ny filesy ilay voronkely ka nitsipaka teo no ho eo 7 Mandaka avy eo aoriana, manao savoam-body: Mitandrema fa mahery mitsipaka io boriky io. [1.1] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word mitsipaka |
Anagrams | 14 mipatsika, mitsipaka, mpitsaika, mpitsiaka, tsimipaka |
Updated on 2023/09/25 |