Entry | 1 mitsipotipotika |
Root | 2 tsipotipotika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mitsinjarazara kely imbetsaka fa tsy atao indray mandeha [1.1] |
Explanations in French |
5 être mis en petits morceaux, se partager en plusieurs petites bandes, être éparpillé [1.3] |
Examples |
6 mitsipotipotika ny fanomezany ny volako hany ka sahirana erỳ aho [1.1] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |