|
|
|
|

Entry1  mitsiriritra
Root  2  tsiriritra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Maniry fatratra hahazo na hihinana: Aza mitsiriritra fananan' olona, hoy ny Tompo [1.1]
Explanations in English  5  to covet [1.7]
Explanations in French  6  convoiter; désirer vivement [1.8]
Examples  7  Tetsy izy, faly ery nitaratra ny fotsy, teroa, nanafosafo ny halaman' ny lasoà, - tery indray, nitsiriritra ny loko sy sora-damba ... [2.470]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Compound words 
Proverbs  13  Proverbs containing the word mitsiriritra

Updated on 2023/01/20