|
|
|
|

Entry1  mitsitaitaika
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Latsaka tsy misesy fa mielanelana, mitete: Mitsitaitaika izany patrakala izany ka mila ho kotsa ny lambako
Maneno kely dia miato indray: Milaza olona maty izany lakolosy mitsitaitaika izany
Tonga tsikelikely miandalana: Maika aho ka midina daholo fa aza mitsitaitaika toy izao ianareo
Root  4  tsitaitaika
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :

Updated on 2024/12/11