Entry | 1 mitsitra |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mandry henjana mivalampatra: Misy olona mamo maty mitsitra ao atsimontrano ao Mijihitra maty eo no ho eo: Nitsitra teo no ho eo ihany ilay vorona notorahanay |
Root | 4 tsitra |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |