|
|
|
|

Entry1  mitsivalana
Root  2  tsivalana
Part of speech  3  active verb or adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Tsy mitsangana fa mandry mibahana: Misy hazo mitsivalana eo amin' ny fidirana ao am-pahitra
Mibahana manao izay tsy hahatanteraka zavatra iray: Rakoto no nitsivalana tamin' ilay hevitrao
Explanations in French  5  [1.3#788] Etre en travers, mettre obstacle, s'ingérer: Asio tsipika mitsivalana eo (Tracez là une ligne en travers) ~ Raharahanay izany ka aza hianao no mba mitsivalana eo (Ne vous ingérez pas dans cette affaire qui ne regarde que nous)
6  [1.13.fr#18] transversal
Examples  7  Amin' ny lavaka roa mifanakaiky, latsaka kely noho ny indray mandingana ny elanelany na mitsotra na mitsivalana. [2.472]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Compound words 

Updated on 2024/12/11