Entry |
mitsoaka
(tsoaka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Miala amin' izay nisy azy:
Nitsoaka ny tongo-databatra fa tsy voapetaka tsara ~
Nitsoaka tamin' ny raharahany izy Nandositra:
Lasa nitsoaka any alatrano Ikoto fa natahotra ny ho voakapoka Mivadika amin' ny teny nataony:
Tsy fanao mihitsy ny mitsoaka ny teny efa nomena [1.1]
|
Explanations in English | To slip out of place; to pull out of place or out of a hole or socket [1.7]
|
Explanations in French | Se déboîter, sortir d'un trou, etc.; se retirer [1.8]
|
Morphology |
Present : |
mitsoaka |
Past : |
nitsoaka |
Future : |
hitsoaka |
Imperative : |
mitsoaha |
|
Compound words |
|
|
Entry |
mitsoaka
(tsoaka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Tambahoaka]
Mandova, mandimby [1.78]
|
|