Entry | mitsoboka (tsoboka) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mita, miroboka: Aza mitsoboka amin' io rano io fa misy aretina, hono, ao Miditra: Tsy hitsoboka foana any an-tranon' olona tsy fantatro aho [1.1] | ||||||||
Examples | nefa ampahafantarina anao mazava tsara fa, na miaramila iray aza mitsoboka ny renirano ka mitady hiampita
[2.357] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word mitsoboka | ||||||||
Anagrams | mitsaboko, mitsoboka |
Updated on 2023/05/30 |