Entry | 1 mitsontsorika |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mandroso midina: Mitsontsorika ny lohan' ny marary ~ Mitsontsorika ny rambon' omby Midina, misolampy, mandry soroka: Araho tsara iny lalan-kely mitsontsorika iny dia ho tonga any amin' ny halehanao ianao Manorika, mikoriana manaraka ny rindrina (rano), manaraka ny takolaka (ranomaso): Nitsontsorika ny ranomasony raha vao nandre ny voina nihatra tamin-dreniny izy Mianjera ka ny loha no mandeha aloha: Niondrika teo amoron-kady izy ka nitsontsorika tany anaty tevana |
Root | 4 tsontsorika |
Morphology |
|
Antonyms | 9 mideza |
Proverbs | 10 Proverbs containing the word mitsontsorika |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |