Entry | 1 mitsopaka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Milentika, miditra lalina: Heno nitsopaka tany anaty nofo ny benitra Mandroso miditra, mitsapaka: Eto amin' ity toerana ity, ny tany dia mitsopaka anatin' ny ranomasina |
Root | 4 tsopaka |
Morphology |
|
Anagrams | 8 mipotsaka, mitsopaka, mpitsaoka, mpitsoaka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |