Entry | 1 mivadiditra |
Root | 2 vadiditra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 miolonolona, mifadiditra: Nivadiditra tamin' ny ranjony ny bibilava 5 misy dian-tsorakazo nikapohana na tady nifatorana: Nivadiditra ny ranjony tamin' ny kapoka nataon-drenikeliny azy [1.1] |
Explanations in French |
6 être entortillé, enlacé tout autour, comme une liane autour d’un arbre ; porter les traces de la corde, du fouet, des liens [1.3] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |