Entry | 1 mivadika atidoha |
Elementary words | 2 mivadika, atidoha |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 lasa adala [1.1] |
Examples |
5 Iza irery no hivadika atidoha isan' andro eto! [2.4] 6 Ny momba ny ethìka kristiana, tsy mivadika atidoha amin' izany izao tontolo izao; [1.369] |
Updated on 2023/05/27 |