Entry | 1 mivahovaho |
Root | 2 vahovaho |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mihararetra: Mivahovaho mafy ity mahantra ity ka asa na reraka na mangatsiaka 5 Miambakambaka, miakanakana, mivakavaka, miambatrambatra: Nivahovaho aoka izany erỳ izy raha nandahateny tamin' ny vahoaka [1.1] |
Explanations in French |
6 trembler, parler difficilement [1.3] |
Morphology |
|
Anagrams | 10 mivahovaho, vohavohaim |
Updated on 2023/01/20 |